| Entry | letrezana | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin' izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain' olona [1.1] | ||
| Updated on 2009/02/23 |
|