| Entry | lehilahy | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | lehy, lahy | |
| Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy! (fiteny tsy mihaja) Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy [1.1] | ||
| A man [1.7] | ||
| Homme (mâle) [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/06/05 |
|