| Entry |
lavitra
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza [1.1]
|
| | (optimp lavira) far, distant [1.2]
|
| | Far away [1.7]
|
| | éloigné [1.3, 1.13]
|
| | Distant [1.3]
|
| | Lointain [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Izay lavitry maso : lavitry ny fo!
[2.499]
|
| 2 | lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter)
[1.3]
|
| 3 | lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela)
[1.3]
|
| 4 | Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia.
[2.472]
|
| 5 | Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy
[2.508]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
lavitra,
lavitry |
| Prefixed : |
-davitra,
-davitry |
| Imperative : |
lavira |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
lavitra
|
| Part of speech | adverb
|
| | Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe [1.1]
|
| | Far [1.7]
|
| | Loin [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Examples |
| 1 | mandeha lavitra (aller loin)
[1.3]
|
| 2 | nijerijery lavitra daholo ny olona
[2.472]
|
|
| Antonyms |
|