|
|
|
|

Entry lasitra
Part of speech noun
 Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa
Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [1.1]
 A shoemaker's last [1.2]
 A mold, a last, a form for fashioning something [1.7]
 Moule, forme, gabarit [1.8]
Origin Explanations in English: last.

Entry lasitra
Part of speech noun
 Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [1.1]

Updated on 2025/02/12