|
|
|
|

Entry lanòna
Part of speech noun
 Mitovy amin'ny lalòna [1.1]
 Comme lalòna [1.3]

Entry lanona
Part of speech noun
 Fangoronana sy fampirimana ny zavatra nahahy. [1.1]
  [1.2]
 Assemblage, rassemblement, réunion [1.3]
Examples 
1Vetivety dia vory lanona izahay. [2.643]
2Koa izao àry no izy, ry ambanilanitra vory lanona ankehitriny. [2.528]
Derivatives 

Entry lanona
Part of speech noun
  [Bara] Lanonana [1.78]
  [Provincial] A song, a chant [1.2]
Derivatives 

Updated on 2023/01/22