|
|
|
|

Entry langoroany
Part of speech noun
 Tambour [1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Novelezina ny langoroany dia nifandringana indray ny roa tonta. [2.508]
2dia ny mpitsoka sodina sy mozika ary ny mpitendry lokanga miaraka amin' ny ampongabe sy ny langoroany [2.649]
Analogs  amponga ~ detra ~ hazolahy

Updated on 2025/04/25