| Entry | landibe | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | landy, be | |
| Karazana biby kely manome landy gasy [1.13] | ||
| [be, great] a large kind of silk cocoon made by a number of silkworms working in one cocoon [1.2] | ||
| Borocera madagascariensis [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Borocera madagascariensis | |
| Examples | Ny an' Ingahy Ramiandrisoa anefa, tsy latsaka ny fitopolo ny mora indrindra, nisy aza ny landibe nihoatra ny ariary zato ny vidiny.
[2.472] | |
| Updated on 2023/08/05 |
|