| Entry | lamaina (lama) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao malambolambo, tsy misy marokoroko na maraorao: Nolamainy tsara ny tehiny ny maraina tontolo Atao tonga mampibolisatra: Aza lamaina ny fidinana [1.1] | |||||||||
| To be made smooth or slippery [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|