|
|
|
|

Entry lalao
Part of speech noun
 Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana
Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly
Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany. [1.1]
 Play, recreation, amusement [1.7]
 Jeu, amusement [1.8]
Examples 
1Lalao tsy mahomby loatra ity. [1.437]
2nefa inona no lalao hataontsika? [2.69]
Article 

Entry lalao (lala)
Part of speech imperative of passive verb lalaina [Full list]
Examples Lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy [1.1]

Updated on 2026/01/14