| Entry |
lakalaka
|
| Part of speech | adjective
|
| | Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. [1.1]
|
| | Impertinent, intrusive, forward, impudent [1.2]
|
| | Qui s'accommode de tout [1.196]
|
| Examples |
| 1 | Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra.
[1.437]
|
| 2 | Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina?
[2.296]
|
|
|
| Entry |
lakalaka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tankarana]
A plant [1.2]
|
| | [Betsileo, Sakalava, Tankarana, Tsimihety]
Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). Comme
laka
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Cynometra commersoniana |
|