Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
laingoana
(
laingo
)
Part of speech
passive verb
Entimilaza ny nify asiana na petahana ny ravin' ny laingo notsakotsakoina:
Nolaingoany ny nifiny fa efa ela hono no tsy namotsiany azy
[
1.1
]
Morphology
Present :
laingoana
, laingoako, laingoanao, laingoany, laingoantsika, laingoanay, laingoanareo, laingoan', laingoan-, laingoam-, laingoa-
Past :
nolaingoana, nolaingoako, nolaingoanao, nolaingoany, nolaingoantsika, nolaingoanay, nolaingoanareo, nolaingoan', nolaingoan-, nolaingoam-, nolaingoa-
Future :
holaingoana, holaingoako, holaingoanao, holaingoany, holaingoantsika, holaingoanay, holaingoanareo, holaingoan', holaingoan-, holaingoam-, holaingoa-
Imperative :
laingoy
Synonyms
laingoina
Updated on 2023/04/09