|
|
|
|

Entry laharana (lahatra)
Part of speech passive verb
 Asiana olona na zavatra milahatra: Laharana mpianatra manoloana ny sekoly [1.1]
Morphology 
Present : laharana, laharako, laharanao, laharany, laharantsika, laharanay, laharanareo, laharan', laharan-, laharam-, lahara-
Past : nolaharana, nolaharako, nolaharanao, nolaharany, nolaharantsika, nolaharanay, nolaharanareo, nolaharan', nolaharan-, nolaharam-, nolahara-
Future : holaharana, holaharako, holaharanao, holaharany, holaharantsika, holaharanay, holaharanareo, holaharan', holaharan-, holaharam-, holahara-
Imperative : laharo

Entry laharana (lahatra)
Part of speech noun
 Andalana: Laharana fahatelo avy aty an-kavia no misy azy [1.1]
 A row, an alignment; order in merit or dignity [1.7]
 Rang [1.8, 1.13]
 Alignement; ordre de mérite, etc. [1.8]
 Ordre, numéro [1.13]
Examples Ny laharana fahatelo sahala amin' izay koa. [2.606]
Morphology 
Simple : laharana, laharako, laharanao, laharany, laharantsika, laharanay, laharanareo, laharan', laharan-, laharam-, lahara-, -daharana

Updated on 2023/08/19