| Entry |
lafatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. [1.1]
|
| | Opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
lafatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia [1.1]
|
| | Zanatohatra [1.13]
|
| | Rank [1.7]
|
| | Rang/m:xtxt>
[1.8]
|
| | Gradin; escabeau [1.13]
|
|
| Entry |
lafatra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
Tatatra [1.78]
|
| | [Tambahoaka]
Entailles [1.78]
|
| Vocabulary |
|