|
|
|
|

Entry lafarinina
Part of speech noun
 Totom-barimbazaha. (Ny mangahazo na vary voatoto ho koba dia azo ambara ho lafarinin' ireny zavatra ireny) [1.1]
 Koba vita amin' ny varimbazaha: Rehefa miakatra ny vidin' ny lafarinina dia misondrotra ny vidin' ny mofo dipaina [1.62]
 Farine [1.5]
Vocabulary 
Origin Explanations in French: la farine.
Other spellings 

Updated on 2013/02/27