| Entry | kotranina (kotrana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|