| Entry | kororoka | |
| Part of speech | noun | |
| Fanesorana ny akofa amin' ny vary amin' ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin' izay entin' ny rivotra miaraka aminy ny bozaka sy ny akofa ary dia ny voam-bary kosa no milatsaka ka azo raofina Ozona, fanozonana Fanaratsiana [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2017/04/02 |
|