| Entry | kopahina (kopaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky:
Kopahy ny lalitra fa manorisory Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|