| Entry |
kongona
|
| Part of speech | noun
|
| | Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany [1.1]
|
| | Karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina [1.13]
|
| | A bedbug; a cattle tick [1.7]
|
| | Tique [1.8, 1.196]
|
| | Punaise des lits [1.8]
|
| | Punaise [1.13]
|
| | Parasite du bétail [1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny
[2.472]
|
| 2 | noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy
[2.895]
|
|
| Derivatives |
|