| Entry | kompà | |
| Part of speech | noun | |
| Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory [1.1] | ||
| fanjehy [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | fanjehy ~ fanoritamparibolana | |
| Origin | Explanations in French: compas. | |
| Entry | kompa | |
| Part of speech | noun | |
| [Tankarana] ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). [1.19] | ||
| Updated on 2017/03/10 |
|