| Entry | komby | |
| Part of speech | noun | |
| Efi-pandrian' ny vehivavy tera-bao fahizay, izay voafefy tsihy tamin' ny lafiny efatra ary misy tohoka afo hanafana azy Takoboka tsihy voazaitra fanao amin' ny filanjam-behivavy [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | komby | |
| Part of speech | noun | |
| [Sakalava] Voir kompy. [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2022/05/30 |
|