|
|
|
|

Entry koja
Part of speech noun
 Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano
Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao. [1.1]
 Soins minutieux, attentions fines, délicates [1.3]
Derivatives 
Synonyms kojakoja

Entry koja
Part of speech conjunction [Full list]
  [Tanala] kosa : Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (Ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io) [1.78]

Updated on 2024/02/28