Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
ko
haka
Part of speech
noun
Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra
[
1.1
]
A cough
[
1.7
]
Toux
[
1.54
,
1.8
]
Vocabulary
~
Examples
1
Mba hisorohana ny
kohaka
dia aza mifoka sigara.
[
2.424
]
2
Niantra azy ireo ny
kohaka
sy serisery mpahazo azy ireo fahiny.
[
2.470
]
3
Nitombo be ny
kohaka
sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany.
[
2.472
]
Updated on 2023/07/02