|
|
|
|

Entry kodiarana (kodia)
Part of speech noun
 Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara [1.1]
 A wheel [1.7]
 Roues
Boules que les enfants font rouler sur un plan incliné [1.3]
 Roue [1.8]
Examples 
1Ny kodiarana an-kavanana no voa. [2.332]
2Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny. [1.281]
3Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary. [2.4]
Synonyms kodia

Updated on 2023/07/02