| Entry | kodiakely | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | kodia, kely | |
| Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin' ny enina ny lafiny enina, ka anaovana lalao na loka [1.1] | ||
| Dés, jetons pour jouer [1.3] | ||
| Dé [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Filokana no karazan-dalao itarihana ny olona : kodiabe, kodiakely, soavalikely, hatramin' ny toraka kapoaka foana aza.
[2.332] | |
| Illustrations |
| |
| Updated on 2023/08/11 |
|