| Entry | kivazivazy (vazivazy) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany [1.1] | |||||
| Joking, horseplay [1.7] | |||||
| Plaisanterie, négligence, manque de respect [1.3] | |||||
| Plaisanterie familière [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Updated on 2020/09/29 |
|