|
|
|
|

Entry kitrotro
Part of speech noun
 Aretina mahazo ny ankizy latsaka ny folo taona, nefa ny olona izay tsy mbola vitany koa dia mety ho tratrany na firy taona izy na firy taona. (Aretina mamorifotra ny kitrotro, izany hoe mandrakotra bontsimbontsina kely ny tena, izay miseho eo amin' ny handrina sy ny vozona, dia ny tratra sy ny lamosina ary miely eran' ny tena manontolo. Mandeha ranomaso lava, menamena maso, misondrotra hafanana: izany no fiandohan' ny kitrotro) [1.1]
 Karazana fiforonam-poitra antsoina koa hoe kisoso, komongo [1.13]
 The measles [1.2]
 Rougeole [1.54, 1.13]
Vocabulary 
Examples Fa ny kitrotro, sy ny kohaka lavareny namely ny ankizy madinika, no loza loatra [2.59]

Entry kitrotro
Part of speech noun
 The name of a species of lemur [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2021/08/03