| Entry |
kitro
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
kitro
|
| Part of speech | noun
|
| | Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [1.1]
|
| | Faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [1.13]
|
| | A hoof [1.7]
|
| | Sabot des animaux [1.3, 1.19, 1.8]
|
| | Sabot [1.13]
|
| Vocabulary |
| Derivatives |
|
| Entry |
kitro
|
| Part of speech | noun
|
| | Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [1.1]
|
| | A callus or corn [1.7]
|
| | Callosité [1.3]
|
| | Tartre des dents [1.3]
|
| | Durillon [1.54]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
|
| Entry |
kitro
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Angady kely [1.78]
|
| | [Bara]
Angady tonta, angady montro [1.78]
|
| | [Tanosy]
Lefona [1.78]
|
|
| Entry |
kitro
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Zafindohalika [1.78]
|
| Vocabulary |
|