| Entry | kitranina (kitrana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ampanenoina amin' ny fampifandonana:
Aza kitranin' ialahy ny lovia fa mahamenatra olona Ahetsiketsika, akofokofoka, akorontana: Nokitranin' ny zanany tao ny bokiny [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|