| Entry | kitraina (kitra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Kotabaina, kotranina: Kitrain' ny ahiahy ny saiko Ampanenoina: Nokitrainy ny vola tao am-paosiny ka gaga ny mpandalo Sokirina, kitihina, taomina, vokisana: Nokitrainy hanaraka azy ny zanako [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|