|
|
|
|

Entry kitapo
Part of speech noun
 Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely [1.1]
 A bag, a small sack [1.7]
 Sac, sachet [1.8]
Examples 
1ary inona iny entinao an-kitapo iny? [2.445]
2Manonofy mitsabaka anaty kitapo feno vola loza. [1.381]
Article 

Updated on 2023/06/19