|
|
|
|

Entry kisoa
Part of speech noun
 Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1]
 A pig [1.7]
 Porc [1.54]
 Porc, cochon [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69]
2Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499]
Origin Explanations in French: cochon.
Article 

Updated on 2023/06/27