| Entry | kirango | |
| Part of speech | noun | |
| [Betsileo] Ranjo: Totoitra teoeo aba aho ka save maratsa ny kirangoko (Tafintohina (totoitra) teo re aho ka tena maratra ny ranjoko) [1.78] | ||
| Iray amin'ny taolan-dranjo [1.13] | ||
| Tibia [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Other spellings | kiranjo | |
| Updated on 2010/05/19 |
|