|
|
|
|

Entry kipily
Part of speech noun
 Tehina fohy na fantaka ataon' ny mpiandry omby fitorahana; fiantoraka ny zavatra lavalava atsipy ka mihodinkodina alohan' ny hiantefany amin' ny anipazana azy [1.1]
Derivatives 

Updated on 2023/02/09