| Entry | kintana | |
| Part of speech | noun | |
| Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1] | ||
| A star [1.7] | ||
| étoile [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
[2.470] | |
| Quotes | Texts mentioning that word | |
| Article | Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2023/08/12 |
|