|
|
|
|

Entry kinia
Part of speech noun
  [Taisaka] Fikasana [1.78]
  [Bara] Fandrahonana, fananana risi-po [1.78]
 Fanaovana zavatra an-tsitrapo, fanahy iniana mba hamazivaziana olona na noho ny hamaivana an-doha [1.1]
Synonyms kiniania

Entry kinia
Part of speech adjective
  [Tambahoaka] Iniana [1.78]

Updated on 2010/10/29