| Entry | kilaolao | |
| Part of speech | noun | |
| Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Tsilalao Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1] | ||
| Synonyms | kilalao | |
| Updated on 2022/01/28 |
|