|
|
|
|

Entry kiho
Part of speech noun
 Ny tendron' ny famavany amin' ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina
Zorony: Araho itỳ lalana itỳ, ary rehefa lavidavitra dia misy kihondalana.
 The elbow; anything with a bend in it [1.7]
 Coude [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 

Updated on 2023/06/18