| Entry | kibotaina (kibo) | |
| Part of speech | adjective | |
| Be kibo, mibontana be ny kibony [1.1] | ||
| Big-bellied [1.7] | ||
| Qui a un gros ventre [1.8] | ||
| Examples | Iza moa no mahalala fa mety hiakanjo tsara izy any, - mety ho mandimandina endrika, - mety hanam-bola akory àry tsy ho tapa-kibo na ho kibotaina sahala amintsika izao;
[2.470] | |
| Updated on 2020/01/22 |
|