|
|
|
|

Entry kiborin-tany
Part of speech locution
Elementary words kibory, tany
 Tany avoavo mivohitra ampovoan' ny lemaka; tany malalaka somary tomandavana [1.1]
Synonyms vohon-tany

Updated on 2023/10/29