|
|
|
|

Entry kiana
Part of speech noun
 Tsiny, kilema [1.10]
 Tsiny kely, kilema tsy dia manao ahoana [1.1]
Examples Tsy misy kiany itý sary itý, na dia kely aza [1.3]
Morphology 
Simple : kiana, kiany
Derivatives 

Entry kiana
Part of speech noun
 Iavian' ny hoe makiana [1.10]
 Enti-milaza toetra mora vaky. [1.1]
 Fragilité, facilité à se casser, à se briser [1.3]
Derivatives 

Updated on 2017/04/02