| Entry | ketohina (ketoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Kekerina mafy, terena amin' ny nify na amin' ny tandra:
Noketohin' ny saka ny tanan' i Koto ka nandeha ra Tsindronina, atao manaintaina: Noketohin' ny takolapanenitra ny tongotro. / Ketohin' ny hatsiaka [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|