|
|
|
|

Entry kehana
Part of speech noun
 Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona
Fihetsika mitory hambo na fihamboana [1.1]
Derivatives 
Synonyms kehankehana

Updated on 2017/04/02