| Entry | karohina (karoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Haronina any anaty...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto / Nokarohiko tao an-davaka ilay vola very Ahetsiketsika mba hifangaro: Tsy nokarohinao tsara ny tavolo ka niraikitra tamin' ny vilany Tadiavina, kezahina ho fantatra: Nokarohina eran' ny trano ilay fanalahidy fa tsy hita / Efa nokarohina an-taonany maro ny fanafodin' ny kansera nefa mbola tsy hita hatramin' izao [1.1] | |||||||||
| To be investigated; to be sought; cf tady, zaha [1.7] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | karofana | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|