|
|
|
|

Entry kararavina (ravina)
Part of speech adjective
 Manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny [1.10]
 Manify dia manify
Mitovy hevitra: elatr' angidina [1.1]
 Très mince comme une toile d'araignée [1.3]
Examples Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; [2.996]

Updated on 2023/02/03