| Entry | karakaraina (karakara) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra [1.1] | |||||||||
| To be cared for [1.7] | |||||||||
| Dont on a soin [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|