| Entry | kansera | |
| Part of speech | noun | |
| Aretina nantsoin' ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan' ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin' ny faritra hafa ary dia miely eran' ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan' ny kansera vao miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin' io fotoana io [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Origin | Explanations in French: cancer. | |
| Updated on 2013/01/11 |
|