|
|
|
|

Entry kankana
Part of speech noun
 Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra) [1.1]
 A worm [1.7]
 Ver [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Misy kankana io zaza io na ny tenanao. [1.381]
2Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy. [2.117]
Derivatives 
Synonyms hankana
Analogs  sakoitra ~ viky
Article 

Entry kankana
Part of speech noun
 Tilde [3.1]
 Tilde [3.1]
Tables and plates Punctuation marks and other marks

Updated on 2025/11/17