|
|
|
|

Entry kankafotra
Part of speech noun
 Karazam-borona ohatra ny voromailala ny habeny, vasobaso-bolo, mitovy amin' ny toloho ny bikan' ny tenany fa ny toloho menamena, malaza amin' ny fanenony tsy miova ary tsy diso fotoana (amin' ny fiandohan' ny lohataona sy fahavaratra) ka nahatonga ilay fitenenana hoe: "Volan-kankafotra ka ny omaly tsy miova ihany". (Anaran-kafa iantsoana azy koa: Taontaonkafa) [1.1]
 Espèce de coucou [1.54]
Vocabulary 
Examples Ny kankafotra ve sa ny voro-mahery? [2.445]
Analogs  abilimborona ~ toloho

Updated on 2023/08/11