| Entry |
kalesy
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika [1.1]
|
| | A horse-drawn carriage; a railroad carriage [1.7]
|
| | Calèche; wagon de chemin de fer [1.8]
|
| | Calèche, voiture, chariot [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Kalesy dimy mikambana no indray mandeha.
[2.366]
|
| 2 | rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina.
[2.470]
|
| 3 | Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay.
[2.366]
|
|
| Origin | Explanations in French: calèche.
|
| Article |
|