| Entry | kaikerina (kaikitra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako Tsindronina: Nokaikerin' ny moka ny handriko Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io tady io [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | kekerina | ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|